Entry | mivongika (vongika) | ||||||
Part of speech | active verb | ||||||
Explanations in Malagasy | Manano sarotra mitondra zavatra betsaka, izay mety tsy havesatra akory: Mivongika voasary tsy eran' ny aina ity zaza ity [1.1] | ||||||
Morphology |
| ||||||
Proverbs | Proverbs containing the word mivongika | ||||||
Updated on 2023/01/05 |