Entry | mivongady (vongady) | ||||||||
Part of speech | active verb | ||||||||
Explanations in Malagasy | Hita miharihary, mitokana erỳ, misongadina: Nianjera ny anao lahy ka nivongady terỳ afovoan' ny tokotany Indray miaraka betsaka: Mividy zavatra mivongady [1.1] | ||||||||
Morphology |
| ||||||||
Updated on 2023/01/05 |