Entry mivolo (volo)
Part of speech   active verb
Malagasy definition   Manana endrika, tarehin-...: Mahafinaritra ery~ ny mijery ny masoandro mivolom-bolamena, rehefa madiva hilentika iny! ~ Mivolon' andro ririnina izany andro izany [Rajemisa 1985]
English definition   to have the appearance of [Hallanger 1973]
French definition   avoir l'apparence de [Hallanger 1974]
Examples   mivolom-boatavo ny hodi-tavany, ary hita eny ny mahazazamena azy noho ny fihetsiky ny tongotra aman-tanany. [Rakotonandrasana: Tantsaha, page 171]
Morphology  
mivolo
nivolo
hivolo
Compound words, titles, names  

Entry mivolo
Part of speech   active verb
Malagasy definition   [Bara] mihaingo taretra [Rakotosaona 1972]

Updated on 2012/09/26