Entry mivoha (voha)
Part of speech active verb
Explanations in Malagasy Misokatra, tsy mikatona: Mivoha ny varavarankely ka miditra ny rivotra madio
¶ Azo aleha: Efa mivoha ny lalana manhany Toamasina
¶ Mangata-dalana tsy ho tonga: Mivoha lava io mpianatra io [Rajemisa 1985]
Explanations in English to be open, to open [Hallanger 1973]
Explanations in French s'ouvrir, être ouvert [Hallanger 1974]
Morphology 
mivoha
nivoha
hivoha
mivohà
Examples Dia nivoha io, nivoha moramora ary nitafitafy. [Andraina: Mitaraina, page 230]

Entry mivohà (voha)
Part of speech imperative of active verb mivoha [full list]
Explanations in Malagasy  [Rajemisa 1985]
Explanations in French  [Abinal 1888]

Updated on 2020/07/31