Entry mivoatra (voatra)
Part of speech active verb
Explanations in Malagasy Milamina: Mivoatra tsara ny bokinao ato en' efitranonao
Mandroso, mihatsara: Tokony hivoatra hatrany ianareo fa tsy hianina fotsiny amin' izao toetra anananareo izao
Miendrika: Mivoatr' adala Rangahy io [1.1]
Explanations in English To be well arranged [1.7]
Explanations in French être bien arrangé; s'améliorer; évoluer [1.8]
Morphology 
Present : mivoatra
Past : nivoatra
Future : hivoatra
Imperative : mivoara

Anagrams 

Updated on 2023/01/20