|
|
|
|

Entry1  mivoaboaka (voaboaka)
Part of speech  2  active verb
Examples  3  Raha efa nifampiarahaba sy nifanantsafa indray, dia nitsangana ilay mpamangy hoe hivoaboaka kely. [2.298]
4  Izy mianaka tsy mivoaboaka, ny tovolahy tsy misy mihelingelina. [2.499]
Morphology 
5  Present :
6  Past :
7  Future :

Updated on 2020/07/31