Entry mivizatra (vizatra)
Part of speech active verb
Explanations in Malagasy Miteny olona amin' ny feo mafy na an' avonavona: Aza dia mahery mivizatra toa io ianao fa tsy tsara mihitsy! [1.1]
Morphology 
Present : mivizatra
Past : nivizatra
Future : hivizatra
Imperative : mivizata

Updated on 2023/01/20