|
|
|
|

Entry1  mivezika
Part of speech  2  active verb
Explanations in Malagasy  3  [1.1] Mifindrafindra toerana; mandeha etsy sy eroa ka miverimberina eo hatrany: Nivezivezy tetsy sy teroa izy fa tsy nahita mihitsy izay tena nahafa-po azy
Explanations in French  4  [1.3#831] changer souvent de place, aller ça et là
Examples  5  [1.436] ka nivezik' atsy nivezika aroa
6  [2.445#43] mivezika atsy, mivezika aroa mitady (b) nefa tsy mahita
Root  7  vezika
Morphology 
8  Present :
9  Past :
10  Future :
Compound words 

Updated on 2024/12/11