|
|
|
|

Entry (1/2)1  mivena
Root  2  vena
Part of speech  3  active verb
Explanations in Malagasy  4  [1.1] Mirona, miraika, mitongilana: Tohano avy etsy atsimo io latabatra io famivena
Matahotra, miraika: Avala ho tonga izay ho tonga fa tsy mivena amin' izany isika na dia kely aza
Morphology 
5  Present :
6  Past :
7  Future :

Entry (2/2)8  mivena
Part of speech  9  active verb
Explanations in Malagasy  10  [1.78] [Sihanaka] mievina

Anagrams  11  avenim, mañevy, mivena

Updated on 2023/01/20