Entry mivarina (varina)
Part of speech active verb
Explanations in Malagasy Midina mikorisa: Mivarina any Ikopa ity sakelidrano ity
Midina, mivalangidina: Nivarina any avara-tanàna any ilay mpangalatra
Mianjera dia lasa mikodiadia, mikodingy: Voafingana izy dia nivarina tany an-tevana
Mietry voninahitra na laharana: Nivarina ho miaramila tsotra ilay manamboninahitra noho ny hadisoana bevava nataony [1.1]
Morphology 
Present : mivarina
Past : nivarina
Future : hivarina
Imperative : mivarìna
Proverbs 

Entry mivarìna (varina)
Part of speech imperative of active verb mivarina [full list]
Explanations in Malagasy  [1.1]
Explanations in French  [1.3]

Anagrams 

Updated on 2023/01/20