Entry mivareraka (vareraka)
Part of speech active verb
Explanations in Malagasy (fitafiana) Miborotsaka mirefarefa: Trotraka aoka izany angamba izy ka ny lambany avy no mivareraha tsy voasampiny intsony
Miboretaka kivy sy ketraka: Nivareraka izy raha vao nahare ny fahasimban' ny famboleny tamin' ny havandra [1.1]
Morphology 
Present : mivareraka
Past : nivareraka
Future : hivareraka
Imperative : mivareraha

Updated on 2023/01/05