Entry mivalona (valona)
Part of speech adjective
Explanations in Malagasy Miforitra milamina tsara: Efa mivalona izao ny lambako ka aza kasihina intsony
Tehirizina na atokana ho an' ny andro iray: Tsy foiko hampindramina io fa lamba mivalona [1.1]
Explanations in French Plié [1.13]
Morphology 
Present : mivalona
Past : nivalona
Future : hivalona

Anagrams 

Updated on 2023/01/20