Entry |
mivalombalona
(valombalona (valona))
|
Part of speech | adjective
|
Explanations in Malagasy | Mihetsika toy ny rano tsofin' ny rivotra ka misy mivohitra ary misy lempona: Lamba mivalombalona [1.1]
|
| Miendrika onja madinika [1.13]
|
Explanations in French | Ondulé [1.13]
|
Examples |
1 | Ny tratrany mivelatra, ny nofon-tsandriny mivalombalona.
[2.499]
|
2 | Mavo matroka ny eto akaiky : mitopatopa, mivalombalona, mitosaka eny anivon' ny torapasika mavo mena, feno akorandriaka sy ihazakazahan' ny foza mena kely an-jatony!
[2.499]
|
|
Morphology |
Present : |
mivalombalona |
Past : |
nivalombalona |
Future : |
hivalombalona |
|
Compound words |
|
|