Entry mitsoriaka (tsoriaka)
Part of speech active verb
Explanations in Malagasy Mikoriana: Mahafinaritra aoka izany ny mijery ny loharano mitsoriaka avy any anaty ala any
Miriotra, mimaona: Mitsoriaka eny amin' ny habakabaka ny tselatra
Mandady mandeha haingana: Nisy bibilava nitsoriaka teo anaty ahitra tao
Mikorisa: Tsy mitsoriaka tsara ity vatasarihana ity
Mandositra manao tsoa-pe: Nitsoriaka ohatra ny saka ny adala raha vao nahita ahy [1.1]
Morphology 
Present : mitsoriaka
Past : nitsoriaka
Future : hitsoriaka
Imperative : mitsoriaha
Proverbs 

Anagrams 

Updated on 2023/01/05