Entry mitsontsorika (tsontsorika)
Part of speech active verb
Explanations in Malagasy Mandroso midina: Mitsontsorika ny lohan' ny marary ~ Mitsontsorika ny rambon' omby
Midina, misolampy, mandry soroka: Araho tsara iny lalan-kely mitsontsorika iny dia ho tonga any amin' ny halehanao ianao
Manorika, mikoriana manaraka ny rindrina (rano), manaraka ny takolaka (ranomaso): Nitsontsorika ny ranomasony raha vao nandre ny voina nihatra tamin-dreniny izy
Mianjera ka ny loha no mandeha aloha: Niondrika teo amoron-kady izy ka nitsontsorika tany anaty tevana [1.1]
Morphology 
Present : mitsontsorika
Past : nitsontsorika
Future : hitsontsorika
Imperative : mitsontsoriha
Antonyms 
Proverbs 

Updated on 2023/01/05