Entry | 1 mitsonika |
Root | 2 tsonika |
Part of speech | 3 active verb |
Explanations in Malagasy |
4 [1.1] Mihalevona tonga ranony, miempo: Mitsonika amin' ny masoandro ny menaka (ratra na fery) Mitsiranorano, mitete nana: Mitsonika indray ilay fery amin' ny tongony |
Morphology |
|
Anagrams | 8 manokitsy, mañotsiky, mitsonika, natsimiko, nitokisam, nitsimoka, takosinim, tsaikonim |
Updated on 2023/01/05 |