Entry mitsongo dia
Elementary words mitsongo ; dia
Part of speech locution
Explanations in Malagasy Manaraka ny dia na izay alehan' ny mpangalatra na olon-dratsy amin' ny alalan' ny ody; manao ny raharahan' ny mpitsikilo; maka vovoka kely amin' ny tany nodiavin' olona iray ka manisy fanafody an' io [1.1]

Updated on 2023/04/16