Entry mitsoboka (tsoboka)
Part of speech active verb
Malagasy definition Mita, miroboka: Aza mitsoboka amin' io rano io fa misy aretina, hono, ao
¶ Miditra: Tsy hitsoboka foana any an-tranon' olona tsy fantatro aho [Rajemisa 1985]
Morphology 
mitsoboka
nitsoboka
hitsoboka
mitsoboha
Quotes 

Updated on 2020/07/31