Entry | mitsivatsivaka (tsivatsivaka (tsivaka)) | ||||||
Part of speech | active verb | ||||||
Explanations in Malagasy | Mandeha somary mivoaka ny tongotra fa tsy mba mahitsy tsara (misy koa miditra ny tongony, ka ireny no atao hoe bingo) [1.1] | ||||||
Morphology |
| ||||||
Updated on 2020/07/31 |