Entry mitsitra (tsitra)
Part of speech active verb
Explanations in Malagasy Mandry henjana mivalampatra: Misy olona mamo maty mitsitra ao atsimontrano ao
Mijihitra maty eo no ho eo: Nitsitra teo no ho eo ihany ilay vorona notorahanay [1.1]
Morphology 
Present : mitsitra
Past : nitsitra
Future : hitsitra
Imperative : mitsira

Updated on 2023/01/20