Entry mitsitaitaika (tsitaitaika (taika))
Part of speech active verb
Explanations in Malagasy Latsaka tsy misesy fa mielanelana, mitete: Mitsitaitaika izany patrakala izany ka mila ho kotsa ny lambako
Maneno kely dia miato indray: Milaza olona maty izany lakolosy mitsitaitaika izany
Tonga tsikelikely miandalana: Maika aho ka midina daholo fa aza mitsitaitaika toy izao ianareo [1.1]
Morphology 
Present : mitsitaitaika
Past : nitsitaitaika
Future : hitsitaitaika

Updated on 2023/01/20