Entry mitsiratsiraka (tsiratsiraka (tsiraka))
Part of speech active verb
Malagasy definition Misy tsirany na kirany: Mitsiratsiraka mahafinaritra ireto voninkazo ireto
¶ Be hozatra mivanditra: Aza mividy hena mitsiratsiraka fa manahirana ny mitoto azy amin' ny fitotoan-kena
¶ Misaratsaraka tsara fa tsy mitambatambatra, mifatsifatsy: Mitsiratsiraka tsara lahy izany vary izany [Rajemisa 1985]
French translation avoir des nervures nombreuses et bien visibles (en parlant d'une feuille) [Boiteau 1997]
Morphology 
mitsiratsiraka
nitsiratsiraka
hitsiratsiraka
Synonyms mitsiraka
Quotes 

Updated on 2020/09/15