Entry mitsipozipozy (tsipozipozy)
Part of speech adjective
Explanations in Malagasy Tsy vanona tsara, mandrorona: Mitsipozipozy ny varony hatramin' izay tsy nisian' ny entana avy any ampita izay intsony [1.1]

Updated on 2023/01/05