Entry mitsinkafona (tsinkafona)
Part of speech active verb
Malagasy definition Mihevaheva eny ambony rano: Mitsinkafona foana ny lakana raha tsy be loatra ny olona entiny
¶ Misavoana: Mitsinkafona ny diloilo raha afangaro amin' ny rano
¶ Mitranga ho hitan' ny be sy ny maro: Ela ny ela ka nitsinkafona ny fitaka rehetra nataony [Rajemisa 1985]
Morphology 
mitsinkafona
nitsinkafona
hitsinkafona

Updated on 2020/07/31