Entry mitsinkafona (tsinkafona)
Part of speech active verb
Explanations in Malagasy Mihevaheva eny ambony rano: Mitsinkafona foana ny lakana raha tsy be loatra ny olona entiny
Misavoana: Mitsinkafona ny diloilo raha afangaro amin' ny rano
Mitranga ho hitan' ny be sy ny maro: Ela ny ela ka nitsinkafona ny fitaka rehetra nataony [1.1]
Morphology 
Present : mitsinkafona
Past : nitsinkafona
Future : hitsinkafona

Updated on 2023/01/05