Entry mitsingadina (tsingadina)
Part of speech active verb
Explanations in Malagasy Mianjera, mivarina: Nitsingadina tany an-tevana ny ombin-dRakoto, ka maty
Mikodiadia: Aza avala hitsingadina eo amin' ny vovoka ireo ankizy ireo sao ho azon' ny sery
Resy, maty antoka: Nitsingadina mihitsy aho tamin' ny nivarotako ny tanimbariko [1.1]
Morphology 
Present : mitsingadina
Past : nitsingadina
Future : hitsingadina
Imperative : mitsingadìna

Entry mitsingadìna (tsingadina)
Part of speech imperative of active verb mitsingadina [full list]
Explanations in Malagasy  [1.1]
Explanations in French  [1.3]

Updated on 2023/01/20