Entry mitsinaka (tsinaka)
Part of speech active verb
Malagasy definition Mibontsina (kibo): Mitsinaka erỳ ny kibon' iny lehilahy iny [Rajemisa 1985]
Morphology 
mitsinaka
nitsinaka
hitsinaka

2010/05/14