Entry mitsimbina (tsimbina)
Part of speech active verb
Explanations in Malagasy Mikarakara tsara, miahy: Mitsimbina ny raharahany tokoa iny lehilahy iny
Manao izay tsy hahasimba na hahakely...: Mitsimbina tokoa ny voninahitrao anie aho matoa tsy niteny anao teo imasom-bahoaka!
Manampy sy manasoa, miantra: Raha Rangahy iny aloha dia tena mitsimbina ny madinika mihitsy, fa tsy mba ohatra ny sasany be vava fotsiny [1.1]
Morphology 
Present : mitsimbina
Past : nitsimbina
Future : hitsimbina
Imperative : mitsimbìna

Entry mitsimbìna (tsimbina)
Part of speech imperative of active verb mitsimbina [full list]
Explanations in Malagasy  [1.1]
Explanations in French  [1.3]

Updated on 2023/01/20