Entry mitsimbadika (tsimbadika)
Part of speech active verb
Malagasy definition Mihodina dia mikodia: Notsofin' ny rivotra ka nitsimbadika ilay vatan-kazo. / Nitsimbadika teo am-pandriana ilay zaza
¶ Mihohoka, mivadika ambony ambany: Nitsimbadika ny siny
¶ Mivadibadika, miova tanteraka: Nitsimbadika ny toe-javatra ka ny mpitondra omaly nanjary nenjehina ny ampitso [Rajemisa 1985]
Morphology 
mitsimbadika
nitsimbadika
hitsimbadika
mitsimbadiha

2010/05/14