Entry | mitsilopilopy (tsilopilopy) | |
Part of speech | active verb or adjective | |
Explanations in Malagasy | Tsy mazava tsara; mipendrampendrana: Mitsilopilopy ny jiro fa efa kely sisa ny solika (Asa na taozavatra) Tsy mandroso, (fiainana) mahantrahantra: Mitsilopilopy ny varony hatramin' izay tsy fisian' ny entam-barotra avy any am-pita izay. / Mitsilopilopy ny fiainany noho ny fahanterany [1.1] | |
Updated on 2023/01/05 |