Entry mitsiditsidika (tsiditsidika (tsidika))
Part of speech active verb
Allegation Word or locution seen in: manaikitra
Examples 
1Nahoana, hoy aho, no dia tsy mba mitsiditsidika? [2.69]
2Izahay, aty Ambositra aza, dia tsy mahita azy matetika, fa mitsiditsidika faritany izy. [2.270]

Updated on 2023/01/20