Entry mitsentsitra (tsentsitra)
Part of speech active verb
Malagasy definition Mitroka ranon-javatra amin' ny vava, mitroka ny ao anaty zavatra: Nitsentsitra voasary laoranjy ny marary [Rajemisa 1985]
French translation sucer, aspirer avec la bouche
¶ figuré: baiser [Abinal 1888]
Morphology 
mitsentsitra
nitsentsitra
hitsentsitra
mitsentsefa

Entry mitsentsitra (tsentsitra)
Part of speech active verb
Malagasy definition mihinana ny hatsembohana sy ny haren'ny hafa [SLP 1986]
French translation exploiter [SLP 1986]

Updated on 2020/07/31