Entry mitsefotra (tsefotra)
Part of speech active verb
Explanations in Malagasy Mipoaka kely: Nitsefotra ilay basy poleta fa efa nasiana tampim-peo
Mamoaka tampoka rivotra voangona [1.1]
Examples Tsy mbola hitany izany basy mitsefotra na mamoaka rano izany na oviana na oviana. [2.472]
Morphology 
Present : mitsefotra
Past : nitsefotra
Future : hitsefotra
Imperative : mitsefora

Updated on 2023/01/05