Entry mitsaraingona (tsaraingona)
Part of speech active verb
Explanations in Malagasy Misalovana namisosoka eo anoloan' olona: Mikisaha kely ianao fa aza mitsaraingona eo anoloan' io olona tokony ho raibenao io
Mitsabaka amin' ny raharahan' olona
Manapaka tenin' olona, mitsatsaingoka: Tsy menatra akory izy nitsaraingona, pietà ny mpampianatra azy mbola miteny [1.1]
Morphology 
Present : mitsaraingona
Past : nitsaraingona
Future : hitsaraingona
Imperative : mitsaraingoà
Proverbs 

Updated on 2023/01/05