Entry mitsapaka (tsapaka)
Part of speech active verb
Explanations in Malagasy Miditra tsara ao anaty..., mitsopaka: Mitsapaha amin' ny lohatondroko ity fanosehana ity
Miditra, mitsofoka: Eto ny ranomasina no mitsapaka anatin' ny tany
Mianjera, milentika: Nirohotra hamonjy ilay omby nitsapaka tao anaty rano ny fokonolona
Misisika: Nitsapaka tao afovoan' ny ankizy izy [1.1]
Morphology 
Present : mitsapaka
Past : nitsapaka
Future : hitsapaka
Imperative : mitsapàha

Anagrams 

Updated on 2023/01/05