|
|
|
|

Entry1  mitsaha-jaza
Elementary words  2  mitsahatra, zaza
Part of speech  3  locution
Explanations in Malagasy  4  mijanona tsy miteraka intsony noho ny fahalehibeazan'ny taona [1.13]
5  enti-milaza vehivavy mijanona tsy miteraka intsony [1.1]
Explanations in French  6  ménopause [1.13]
Vocabulary  7  Health

Updated on 2023/10/04