Entry |
mitrosa
(trosa)
|
Part of speech | active verb
|
Malagasy definition | Mividy zavatra izay tsy aloa eo no ho eo ny vidiny fa angatahana andro: Mitrosa hena ¶ Misambotra: Nitrosa vola ariary folo tamin-dRakoto izy fa tsy nanamboia hamidy vary [Rajemisa 1985]
|
English translation | to go into debt for something; to owe [Hallanger 1973]
|
French translation | acheter à crédit; s'endetter [Hallanger 1974]
|
Morphology |
|
Compound words, titles, names |
|
|
Entry |
mitrosà
(trosa)
|
Part of speech | imperative of active verb mitrosa
|
|