Entry mitranitrany (tranitrany)
Part of speech active verb
Malagasy definition Lava maranidranitra ohatra ny nify, ny taolana miranirany: Mahia loatra ity zaza ity fa mitranitrany ny taolany [Rajemisa 1985]
Morphology 
mitranitrany
nitranitrany
hitranitrany

Updated on 2020/07/31