Entry mitrandraka (trandraka)
Part of speech active verb
Explanations in Malagasy Miasa tany amin' ny angady, mihady tany
Mikaroka lalina amin' ny alalan' ny famotopotorana [1.1]
 Mamongotra zavatra mba hahodina [1.13]
Explanations in French Exploiter [1.13]
Morphology 
Present : mitrandraka
Past : nitrandraka
Future : hitrandraka
Imperative : mitandraha

Anagrams 

Updated on 2023/01/20