Entry mitotongana (totongana (ongana))
Part of speech active verb
Malagasy definition Mihilana, mihohoka: Vonjeo fa mitotongana ilay siny feno rano
¶ Mihena, miletsy, mitambotsotra: Nitotongana ny vidin' ny lavanila taona ito
¶ Mietry, mandrorona: Nitotongana Rangahy iny noho ny fisotroany toaka [Rajemisa 1985]
Morphology 
mitotongana
nitotongana
hitotongana
mitotonna

Entry mitotongàna (totongana (ongana))
Part of speech imperative of active verb mitotongana [full list]
Malagasy definition  [Rajemisa 1985]
French definition  [Abinal 1888]

2013/05/23