|
|
|
|

Entry1  mitosaka
Root  2  tosaka
Part of speech  3  active verb
Explanations in Malagasy  4  [1.1] Mitobaka betsaka indray mandeha: Nitosaka ny rora avy tao am-bavany
Miditra tampoka betsaka: Nitosaka ny mpianatra niditra tao an' efitrano
Tapaka, vaky
Morphology 
5  Present :
6  Past :
7  Future :
8  Imperative :

Anagrams  9  atakosim, atsaikom, itsakoam, kamaitso, kimaotsa, masôkita, matokisa, matsioka, mitosaka, mitsakoa, mitsaoka, mitsoaka

Updated on 2023/01/20