Entry mitoraka (toraka)
Part of speech active verb
Malagasy definition Manipy vato amin-javatra mbahahavoa azy: Nitora-bato ny voronay izy
¶ Mizotra mahitsy: Nitoraka nianatsimo izy nony tonga teo amin' io havoana io [Rajemisa 1985]
English definition to throw [Hallanger 1973]
French definition jeter, lancer [Hallanger 1974]
Morphology 
mitoraka
nitoraka
hitoraka
mitoraha
Compound words, titles, names 
Quotes 

2012/09/24