Entry mitono aina
Elementary words mitono ; aina
Part of speech locution
Explanations in Malagasy Minia manao an-kasahiana ny zavatra mety hahafaty; tsy miraharaha ny ho faty mba hahazoana zava-tsoa iray kendrena [1.1]
Explanations in English To risk one's life, to make life as worthless as a lost nail. [1.2]
 To risk one's life [1.7]
Explanations in French Risquer sa vie [1.8]
Examples Kivy izahay, fa tsy naharaka intsony, satria hitanay, fa mitono aina foana izany. [2.324]
Synonyms manao aina tsy ho zavatra ~ mivarotra aina

Updated on 2023/05/19