Entry mitondro
Part of speech active verb
Explanations in Malagasy  [Betsileo] Mifidy, mandatsa-bato: Ampañalao Rasamesoamalaza fa i ro tsinondro hañahy an'Ankose añy foneñatsiedèhana (Ampanalao Rasamisoamalaza fa izy no voafidy hifehy an'Ankosy any Fonenantsidehina) [1.78]

Updated on 2020/07/31