Entry mitombaitra (tombaitra)
Part of speech active verb
Explanations in Malagasy Sandra fahavoazana lehibe noho ny antony madinika tsy nampoizina: Nitombaitra Rakoto fa nibolisatra tamin' ny hoditr' akondro dia nianjera ary tapaka ny tongony [1.1]
Morphology 
Present : mitombaitra
Past : nitombaitra
Future : hitombaitra

Updated on 2023/01/05