Entry mitolaka (tolaka)
Part of speech active verb
Explanations in Malagasy Mihodina (amin' ny lahin-tsaviliny) mivoha: Amboary io varavarana io fa mitolaka foana tsy mety mamoha
Tailana, mivilana, mivaona: Mitolaka izany tohatra izany ha handratra [1.1]
Morphology 
Present : mitolaka
Past : nitolaka
Future : hitolaka

Anagrams 

Updated on 2023/01/20