Entry mitola (tola)
Part of speech active verb
Explanations in Malagasy Tofoka
Miraika kely, mirona, mihilana [1.1]
Morphology 
Present : mitola
Past : nitola
Future : hitola

Entry mitola
Part of speech active verb
Explanations in Malagasy  [Taisaka] Mianjera (hazo, trano) [1.78]
  [Tanala] Mianjera, milatsaka: Atofay tsara ñy jaja tsy ihira eo fa mitola añe io akondro io (tandremo ny ankizy tsy hilalao eo fa milatsaka any io akondro io) [1.78]

Anagrams 

Updated on 2023/01/20