Entry mitola (tola)
Part of speech active verb
Explanations in Malagasy Tofoka
¶ Miraika kely, mirona, mihilana [Rajemisa 1985]
Morphology 
mitola
nitola
hitola

Entry mitola
Part of speech active verb
Explanations in Malagasy  [Taisaka] mianjera (hazo, trano) [Rakotosaona 1975]
  [Tanala] mianjera, milatsaka: Atofay tsara ñy jaja tsy ihira eo fa mitola añe io akondro io (tandremo ny ankizy tsy hilalao eo fa milatsaka any io akondro io) [Rakotosaona 1975]

Updated on 2020/07/31