Entry (1/2) | 1 mitokona |
Root | 2 tokona |
Part of speech | 3 active verb |
Explanations in Malagasy |
4 [1.1] Mihenahena, midongy, tsy mety mandeha: Mitokona ireto omby ireto Mihenahena tsy mety miasa: Mitokona ny mpampianatra arỳ Ambohitsitononina |
Examples |
5 Mampisaraka ny ranobe ho vaky roa sy telo indray kosa ireo nosin-tanikely toa sambo fefika, toa fiara mitokona. [2.470] 6 Nisalasala ny hanatrika izany sy ny hitokona ao an-trano aho, kanjo dia lasa ihany. [2.471] |
Morphology |
|
Entry (2/2) | 11 mitokòna |
Root | 12 tokona |
Part of speech | 13 imperative of active verb mitokona [Full list] |
Explanations in Malagasy |
14 [1.1] |
Explanations in French |
15 [1.3] |
Anagrams | 16 ikotonam, itokonam, manotoky, miantoko, mikotona, mitokòna, mitokona, nitokoam, notamiko, tomaniko |
Updated on 2023/01/20 |