Entry mitoko (toko)
Part of speech active verb
Explanations in Malagasy Mitsinjarazara ho toko maro: Efa mitoko ireo ny anana ka firy toko no alainao
Mahazo isa amin' ny baolina: Tsy mbola nitoko ihany hatramin' izao ny mpilalao malagasy [1.1]
Morphology 
Present : mitoko
Past : nitoko
Future : hitoko
Imperative : mitokoa
Compound words 

Anagrams 

Updated on 2023/08/11